Hafatra Krismasy araka ny Lioka 2.11: « Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan’i Davida dia Kristy Tompo »

Krismasy moa no ankalazaintsika. Andeha Ity Lioka 2:11 ity no ho raisintsika ho hafatra ho antsika amin’izany. « Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan’i Davida dia Kristy Tompo » no nandikan’ny Baoboly Malagasy azy, fa raha ny teny fototra Grika kosa anefa no jerena dia tokony ho toy izao no azo andikana azy: « Fa TERAKA ho anareo anio ny […]

Lire la suite...

Miarahaba antsika nahatratra ADVENTO 2016

advento

« Misaora an’i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina » (Sal 103:1) Izany teny izany no iarahabana antsika rehetra nahatratra izao Alahadin’ny Advento izao sady taom-baovaom-piangonana. Ny Advento moa dia avy amin’ny teny latina hoe: »Adventus » midika hoe: fihaviana na fahatongavana ka raha tsorina dia fahatongavan’ny Tompo no banjinina amin’izao Advento izao. Raha miresaka fahatongavana isika dia […]

Lire la suite...

(FEO) Famelabelaran-kevitra momba ny Ankohonana Kristiana

christianfamilycare

« … fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay » Josoa 24.15 Famelabelaran-kevitra vitsy nataon’ireo Raiamandreny Pastora eto amin’ny FLM momba ny « Ankohonana Kristiana » natao teny amin’ny FLM Ambolokandrina nandritra ny Herinandron’ny Fianakaviana (21-25 novambra 2016) sy teny amin’ny FLM Ambatovinaky tamin’ny Asabotsy 26 novambra 2016 nandritra ny fotoana nokarakarain’ny Vondron’asa ASAKRI (Ankohonana Sambatra Ao amin’ny Kristy). […]

Lire la suite...

NY FAHOTAN’NY ZANAK’ISRAELY NO NAHATONGA NY FAHATEZERAN’ANDRIAMANITRA

Ny Trano Fiangonana FLM Tobilehibe Farihimena

Fampianarana Soratra Masina: NY FAHOTAN’NY ZANAK’ISRAELY NO NAHATONGA NY FAHATEZERAN’ANDRIAMANITRA (Azonao henoina ery ambany koa ny fandraisam-peo) Teny fanorenana “Raha mbola tsy mihaino Ahy amin’izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany, dia hamely anareo amin’ny fahatezerana Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo (Lev 26: 27-28).

Lire la suite...

Tari-dalana Toriteny: miato kely … hiverina tsy ho ela

Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Tompo. Noho ny fianarana dia mba hiato kely aloha ny fanolorana ny tari-dalana momba ny texte izay toriana manerana ny sahan’ny FLM mandrapahatongan’ny 10 Desambra 2016 any ho any. Aorian’izay anefa dia ho tohizana ihany izany ary ho ezahana ny hanolotra anareo ihany ireo izay tsy tratrantsika. Dia mirary soa sy ny fiadanan’i Tompo […]

Lire la suite...
1 2 3 4 5 6