Akon’ny Isantaona 2017 Toby Nenilava Faradofay

FF1

MISAOTRA AN’I JESOSY KRISTY TOMPO, fa tontosa soa aman-tsara tamin’ny 08 ka hatramin’ny 15 Janoary lasa teo ny Isan-kerintaonan’ny Toby Nenilava Faradofay, Toby mirafitra amin’ny Tobilehibe Ankaralamalaza.

Faneva :  « Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo » Amosa 5.6a

Koa indreto misy ako an-tsary sy feo vitsivitsy, mba tsy ahatompon-trano mihono ny Zanaky ny Fiangonana Loterana Malagasy (ZFLM) miparitaka manerana izao tontolo izao.

Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra !

Sary: Pst. Randimbison Jacques Euloge, Yollande Ramandalahy, Feon’ny Filazantsara

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *